| Entrée | 1 tsy mahatombin-tsiraka |
| Mots élémentaires | 2 mahatombina, 3 siraka |
| Partie du discours | 4 locution |
| Explications en malgache |
5 tsy mahapetraka amin' izay misy azy famifindrafindra toerana lava -- (ny siraka dia mitovy amin' ny sirana ihany: ny faritra eo ambony ranjo amin' ny biby; amin' ny olona, ilazana tsotra ny ranjo) [1.1] |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|